|
|
|
|

Entry1  manao sikim-ponitra
Elementary words  2  manao, 3  sikim-ponitra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy [1.1]
Synonyms  6  misikim-ponitra

Updated on 2025/09/12